Mety tsy hahita anao ny olona rehefa misafidy eo amin’ny tsara sy ny ratsy ianao...
Fa fantatr’ny feon’ny fieritreretanao izany.
Ary Ilay namorona anao tsy miafina aminy na inona na inona.
"Tena marina ! Ny tomponao dia manara-maso fatratra." (Korany, 89:14)
Antso ho amin’ny fisainana...
Moa ve ny olombelona tena afaka tanteraka tsy misy fetrany?